Vaovao fanorenana ny Toby Imprimer
Écrit par KOMITY TOBY   
Lundi, 23 Octobre 2017 21:36

"Ary ataovy ny trano dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina aho, hoy Jehovah" Hagay 1:8b

Ireto indray ny vaovao voaray  mikasika ny fanorenana ny trano ho Toby any Pouru Saint Rémy

Voalaza amin'izany ny momba ny andinindininy amin'ny toe-bola, ny fitohizan'ny fanentanana mikasika ny tetikasa  "Tarika Nehemia", ary ny famangiana hataon'ny komisiona fanorenana.

VAOVAO

FLYER TARIKA NEHEMIA

Dia manao veloma finaritra anareo amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika

Ny Biraon'ny Komitin'ny Toby

Mise à jour le Samedi, 30 Décembre 2017 16:12