Isan-taona Toby Pouru Imprimer
Écrit par Toby Pouru   
Vendredi, 28 Mai 2021 19:57

Ry havana malala,

Raha sitrapon'ny Tompo dia kasaina hatao ny 9-14 Jolay ny Isan-taonan'ny Toby Pouru St Rémy.

Noho ny toe-javamisy dia misy fiovana araka ny voalaza amin'io rohy io ny fanatanterahana izany.

Araka ny vaovao farany dia isaorana Jesosy fa efa misokatra ny fiangonana. 

Fanampim-panazavana sy fisoratana anarana : Dr Jean Randriambololona - 06 11 39 60 73

Azo iantranoana eny St Walfroy, ka toy izao ny andinindininy :
1- efitrano mahazaka olona 3 : 25€/andro/olona (matory sy misakafo maraina)
2- efitrano ho an'olona 1 : 32€/andro/olona (matory sy misakafo maraina)
3- manome sakafo atoandro sy sakafo hariva ny tompontrano eny, raha te hisakafo atoandro sy hariva : 16€/sakafo/olona
4- ny olona tsirairay no miantso mivantana, ka ity ny nomerao azo antsoina :  03 24 22 67 31

Aoka samy hitondra am-bavaka sahady ny Isan-taona, dia manao veloma finaritra anareo amin'ny Anaran'i Jesosy.

Ny Biraon'ny Komitin'ny Toby. 

Mise à jour le Jeudi, 21 Octobre 2021 21:30