top
logo

fb2.jpg

feed-image Feed Entries
Bienvenue !
L'Ecriture, la Grâce, la Foi
PAQUES 2017 Envoyer
Écrit par Le Comité   

- Dimanche 16 avril 2017 : Le Culte commence à 12:30 à la chapelle au 1er étage.

- Lundi de Pâques : Sortie recréative organisée par les Scouts à Chevilly Larue 94550

au parc départemental Petit le Roy à partir de 11:30

Vente de viandes et boissons sur place.

 
HERINANDRO MASINA Envoyer
Écrit par Webmaster   

Lohahevitra : "Izahay kosa mitory an'i Kristy voahombo tamin'ny hazo fijaliana..." 1 Kor. 1.23

 - Alatsinainy 10 Avril : " Homboy amin'ny hazo fIjaliana Izy...." Jao.19.6



 - Talata 11 Avril : " Nanetry tena ka nanaiky hatramin'ny fahafatesana, dia ilay fahafatesana tamin'ny hazo fijaliana " Fil.2.8



 - Alarobia 12 Avril : " Raha misy olona ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany, ka hitondra ny hazo fijaliany" Mat.16.24

Alakamisy Masina : Matio 26.17-29



 Zoma : Ireo Teny fito nataon'i Jesosy teo ambonin'ny hazo fijaliana

 
Isan-taona Toby Pouru 2016 Envoyer
Écrit par Le Comité   

Hatao amin'ny 9 ka hatramin'ny 14 jolay 2016 izao ny isan-taonan'ny Fifohazana Toby Pouru Saint Rémy.

Ny teny faneva dia nalaina tao amin'y Efesiana 4:1b : "Mangataka aminareo mba handeha mendrika ny fiantsoana."

Indro ny FANDAHARANA

Ny toerana dia ao amin'ny Ermitage Saint Walfroy Margut 08370

 

Manasa antsika mba ho tonga maro hampitombo ny fahalalantsika ny tenin'Andriamnitra ary koa handray fampaherezana. Entintsika am-bavaka ny fanomanana sy ny fahatanterahana izany fotoan-dehibe izany.  

Ny Komitin'ny Toby

 
RENTREE 2016-2017 Envoyer
Écrit par Le Comité   

A partir du dimanche 4 septembre : Reprise du Culte à 11h30 au crypte (sous-sol)

Rentrée de l'Ecole du Dimanche SALOMA à 10h.

 
Fanasana Sakafon'ny Toby Envoyer
Écrit par Komity Toby   

"Ary ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah". Hagay 1.8b

cliquer pour agrandir

Ry havana,

Hampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompo.

Ny Raiamandreny sy ny Komitin'ny Toby Pouru Saint Rémy dia manasa anao handray anjara amin'ny sakafo izay hatao  ny sabotsy 28 mai 2016 amin'ny 15:30 ao amin'ny Fiangonana Sainte Colombe, 23 rue Sainte Colombe 94800 Villejuif.

TARATASY FANASANA

Ny fandraisana anjara dia azontsika raisina amin'ny Tompon'andraikitra isam-piangonana na isam-pitandremana  manomboka ny alahady 1 mai 2016.

Ny Komitin'ny Toby.

 
« DébutPrécédent12345678SuivantFin »

Page 6 sur 8

Calendrier

Le mois dernier Octobre 2017 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 39 1
week 40 2 3 4 5 6 7 8
week 41 9 10 11 12 13 14 15
week 42 16 17 18 19 20 21 22
week 43 23 24 25 26 27 28 29
week 44 30 31

Connexion




bottom
top

Latest News

Popular


bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .