top
logo

suivez_fb.jpg

Médias


feed-image Feed Entries
Bienvenue !
L'Ecriture, la Grâce, la Foi
Miantso anao ! Envoyer

"Ary hoy Izy taminy : Be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy ; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra" Lioka :10:2

Ry havana malala, 

Ny volana septambra, fanombohan'ny taom-pianarana, dia atokan'ny fiangonana ho volan'ny fiantsoana, hitaomana ny kristiana hirotsaka lalindalina kokoa amin'ny asa fanompoana ao anatin'ny sahan'ny fiangonana :
- Katekomena,
- Mpiomana ho mpiandry,
- Sampana samihafa : Diakona, Sekoly Alahady, Tanora, Skoto, Vehivavy, Lehilahy.

Lire la suite...
 
Toriteny 9 sept 2018 Envoyer
Écrit par Webmaster   

Alahady faha-15 manaraka ny Trinite

 Matio 6 : 19-23

>>> Pour les enfants <<<

Hariniaina, moniteur Saloma

>>> Toriteny <<<

Pastora Edmond Raharijaonarivelo.

 
Vaovao Fanorenana ny Toby Envoyer
Écrit par Fanorenana Toby   

Faly miarahaba amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika anareo tompoko,

Inty indray ny vaovao mikasika ny Fanorenana ny Toby Pouru, volana Jona 2018. Taratasy alefan'ny Biraon'ny Toby araka ny mahazatra antsika.

Ny vaovao misongadina amin'ity volana ity dia ny fanemorana ny fanombohana ny asa amin'ny 2019 satria 5 volana sy tapany raha kely indrindra ny "délai d'instruction de permis de construire" manodidina an'i Sedan. Mandroso sy mitohy hatrany ny fijerena ny dossier "permis de construire".

Efa misokatra koa ny site internetspflme-tobypouru.org
Dia misaotra anareo mialoha sy mirary fitahin'ny Tompo hatrany

Kaleba

 

 
Toriteny 02 septambra 2018 Envoyer
Écrit par Webmaster   

Alahady faha-14 manaraka ny Trinite

Lioka 4:23-30

>>> Pour les enfants <<<

Katekista Mirahoson Randriamalala

>>> Toriteny <<<

Pastora Edmond Raharijaonarivelo

 
Hafatra avy amin'ny Foibe FLM Envoyer
Écrit par Foibe FLM   

NY FOIBEN'NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY.

Miarahaba antsika zanaky ny FLM rehetra amin'ny anaran'i Jesosy.

Indro tompoko, ampitaina ny Taratasy Pastoraly ho fampaherezana antsika rehetra mba hijoro, hiorina sady haharitra amin'ny FINOANA marina.
Miangavy indrindra mba ampitaina amin'ny namana rehetra, dia misaotra sy mankasitraka indrindra.

Pejy 1 - Pejy 2

 

Dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo (I Kor.15 : 58a)

Mirary ny fiadanan'i Jesosy ho amintsika rehetra.

 
« DébutPrécédent111213SuivantFin »

Page 11 sur 13

Calendrier

Le mois dernier Décembre 2019 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 48 1
week 49 2 3 4 5 6 7 8
week 50 9 10 11 12 13 14 15
week 51 16 17 18 19 20 21 22
week 52 23 24 25 26 27 28 29
week 1 30 31

Connexion




bottom
top

Latest News

Popular


bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .