top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Bienvenue ! Enseignements Edito Faha-23 taona FLM Paris
Faha-23 taona FLM Paris PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Pasteur   
Jeudi, 16 Juin 2016 19:47

 20 Jona 1993 – 19 Jona 2016

« Mankalazà an’i Jehovah, ry olona masina, ka miderà ny Anarany masina »
Salamo 30:4

Amin’ny alalan’izany Tenin’Andriamanitra izany no entin’ny FLM Paris mankalaza ny nahatratrarany ny faha 23 taona niorenany.
Voalohany dia ny fisaorana an’Andriamanitra izay nanorina ary nahatantateraka ny fitsanganan’ ny FLM taty Frantsa ary ankehitriny efa mivelatra eto Eoropa.
Amin’izany dia feno fankazalana sy fiderana an’Andriamanitra ny FLM Paris, fa noho ny fahasoavany no mbola hijoroany sy hitomboany ary hivelarany.
Izy anie hahatanteraka sy hampiorina ary hampitoetra hatrany ny Fiangonana Loterana Malagasy Paris sy ny fitomboana eran’ny Eoropa ho tena fanaka ho fitorian’ny Filazantsaran’i Jesosy Kristy.
Voninahitra ho an’Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina ary ny Fiadanana kosa ho an’ny mpianakavin’ny finoana.
Pastora Edmond Raharijaonarivelo sy ny komity FLM Paris

Mise à jour le Jeudi, 16 Juin 2016 19:54
 

Calendrier

Le mois dernier Avril 2024 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 14 1 2 3 4 5 6 7
week 15 8 9 10 11 12 13 14
week 16 15 16 17 18 19 20 21
week 17 22 23 24 25 26 27 28
week 18 29 30

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .