top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles Actualites FIFIL Vaovaon'ny Toby Pouru
Vaovaon'ny Toby Pouru PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Komity Toby Pouru   
Vendredi, 10 Février 2017 10:58

"Ary ataovy ny trano, dia ankasitrahako izany, sady ankalazaina aho, hoy Jehovah" Hagay 1:8b

Toby Pouru Saint-Rémy
Miray amin'ny TOBILEHIBE ANKARAMALAZA

JESOSY IRERY IHANY

Tompoko,

Ampitomboina ho aminareo mandrakariva anie ny Fahasoavana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo.

Toy izao indray ny vaovao momba ny fanorenana ny trano ho Toby :

- Mbola mitohy ny fanangonam-bola eto amin'ny internet CREDOFUNDING fa tsy tapitra tamin'ny 26 avril. Isaorana ireo nanaparitaka ny vaovao sy efa nandray anjara.

- Miandry ny dossier Permis de Construire avy amin'ny Maitre d'oeuvre isika izao.

- Ireto misy fanentanana mikasika ny fanorenana ny Toby :

Video youtube : https://www.youtube.com/watch?v=YFK8o_fMA9Y

Emissions Radio fréquence protestante :

http://frequenceprotestante.com/diffusion/comment-dire-du-14122016/

http://frequenceprotestante.com/diffusion/comment-dire-du-21122016/

 

https://frequenceprotestante.com/diffusion/projet-mosaic-du-12052017/

 

- Mbola tsy tratra ny vola 200.000 € hahafahantsika manomboka ny asa, koa mangataka ny fanohanana ny asa ara-bavaka sy fanentanana isam-piangonana . MIsy ezaka vaovao hanentanana ny mpiandry tsirairay, mbola hisy ny fanazavana bebe kokoa. 

Dia mirary ny fiadanan'i Jesosy tompoko.

Amin'ny anaran'ny Biraon'ny Komitin'ny Toby

Ny Filoha : Dr Randriambololona Jean

Ny Mpitantsoratra : Ramanatsoa Germain

Mise à jour le Vendredi, 29 Décembre 2017 21:44
 

Calendrier

Le mois dernier Mars 2024 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 9 1 2 3
week 10 4 5 6 7 8 9 10
week 11 11 12 13 14 15 16 17
week 12 18 19 20 21 22 23 24
week 13 25 26 27 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .