top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles ARCHIVES Vaovao fanorenana ny Toby
Vaovao fanorenana ny Toby PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Fanorenana Toby   
Mercredi, 04 Octobre 2017 07:54

"Ary ataovy ny trano dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina aho, hoy Jehovah" Hagay 1:8b

Ireto indray ny vaovao voaray farany mikasika ny fanorenana ny trano ho Toby any Pouru Saint Rémy

Voalaza amin'izany ny momba ny andinindininy amin'ny teti-bola, sy ny fanentanana mikasika ny tetikasa  "Tarika Nehemia"

- VAOVAO

- FLYER TARIKA NEHEMIA

Dia manao veloma finaritra anareo amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika

Ny Biraon'ny Komitin'ny Toby

Mise à jour le Samedi, 30 Décembre 2017 16:12
 

Calendrier

Le mois dernier Février 2024 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 5 1 2 3 4
week 6 5 6 7 8 9 10 11
week 7 12 13 14 15 16 17 18
week 8 19 20 21 22 23 24 25
week 9 26 27 28 29

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .