![top](/version2/templates/colourful-world/images/dblue/top.png)
![suivez-nous-sur-facebook.jpg](/version2/images/stories/jesus_seul/suivez-nous-sur-facebook.jpg)
Médias
Les Branches
Vaovao fanorenana ny Toby |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par KOMITY TOBY |
Lundi, 23 Octobre 2017 21:36 |
"Ary ataovy ny trano dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina aho, hoy Jehovah" Hagay 1:8b Ireto indray ny vaovao voaray mikasika ny fanorenana ny trano ho Toby any Pouru Saint Rémy Voalaza amin'izany ny momba ny andinindininy amin'ny toe-bola, ny fitohizan'ny fanentanana mikasika ny tetikasa "Tarika Nehemia", ary ny famangiana hataon'ny komisiona fanorenana. - VAOVAO Dia manao veloma finaritra anareo amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika Ny Biraon'ny Komitin'ny Toby |
Mise à jour le Samedi, 30 Décembre 2017 16:12 |
Calendrier
![bottom](/version2/templates/colourful-world/images/dblue/bottom.png)