Médias
Les Branches
FANOKANANA FLM LE MANS |
Écrit par Pasteur |
Lundi, 27 Novembre 2017 18:11 |
F A N A S A N A Am-pifaliana lehibe ry havana no ilazana amintsika mpianakavin’ny finoana, fa amin’ny Alahady 10 Desambra 2017 izao, no hanokanana ny Fiangonana Loterana Malagasy Le Mans. Indro ny FANDAHARANA Ny Pastora Dr HABBERSTAD Rakotondrazaka, Filohan'ny Synodam-Paritany eto Eoropa no hitarika ny fanokanana. Ao amin’ny Eglise Saint Paul de Bellevue, rue du Luxembourg, 72190 COULAINES.
|
Mise à jour le Samedi, 30 Décembre 2017 16:13 |