top
logo

fb2.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles Actualités FLM Paris Isan-telovolana Orléans
Isan-telovolana Orléans PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Pasteur   
Samedi, 13 Janvier 2018 10:59

«…fantatray fa Izy tokoa no Mpamonjy izao tontolo izao. » Jao.4.42

Ry havana,

Hatao any Orléans amin'ny asabotsy 20 sy alahady 21 janoary izao ny Isan-telovolan'ny Fileovana Paris

Ny toerana dia : 17 Ter, rue du Maréchal Leclerc - 45000 Orléans.

Indro ny FANDAHARANA

Manomboka amin'ny 3 ora tolakandro ny fotoana ny asabotsy.

Hisy toriteny, fampianarana, fotoam-pifohazana, ary fankalazana ny Noelin'ny Fileovana.

Ny alahady dia amin'ny 10:30 ny Fotoam-pivavahana misy Fandraisana ny fanasan'ny Tompo.

HAFATRA : 

Tsarovy am-bavaka ny fotoanantsika
Aza manadino ny fiarahana miangona
Aoka samy hitondra zavatra hatao vokatra na solom-bokatra

Mise à jour le Jeudi, 01 Février 2018 16:05
 

Calendrier

Le mois dernier Décembre 2018 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 48 1 2
week 49 3 4 5 6 7 8 9
week 50 10 11 12 13 14 15 16
week 51 17 18 19 20 21 22 23
week 52 24 25 26 27 28 29 30
week 1 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .