top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles Actualités FLM Paris Jobily faha-25 taona SP-FLME
Jobily faha-25 taona SP-FLME PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Webmaster   
Mardi, 13 Février 2018 12:49

Noho ny Fitahian'ny Tompo dia tontosa ny Fotoan-dehibe telo ny 17 sy 18 febroary teo : ny Zaikakely FBL faha-XIX, ny Fanokafana ny Jobily faha-25 taonan'ny synodam-paritany, ary ny Jobilin'i Pastora Edmond Raharijaonarivelo mivady.

Jereo ao amin'ny Facebook ny fitantarana rehetra. 

Hampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’ Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompotsika, 

Indro alefa aminareo ny taratasy ofisialy manambara ny momba ny fankalazana ny Jobily faha-25 taona ny synodam-paritany FLME sy ny jobilin'i Pastora Edmond Raharijaonarivelo amin’ ity taona 2018 ity. 

Azo vakiana sy henoina ao amin'ny site FLM Montréal  ny HIRA FANEVA

 Manao veloma finaritra anareo amin’ ny Anaran’ i Jesosy Kristy Tompo. 


Ny mpitantsoratra lefitra SP FLME
Hery Manitra ANDRIAMASY 

Mise à jour le Lundi, 26 Mars 2018 21:43
 

Calendrier

Le mois dernier Mars 2024 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 9 1 2 3
week 10 4 5 6 7 8 9 10
week 11 11 12 13 14 15 16 17
week 12 18 19 20 21 22 23 24
week 13 25 26 27 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .