top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles Actualites FIFIL Vaovao fanorenana ny Toby - Janoary 2018
Vaovao fanorenana ny Toby - Janoary 2018 PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Webmaster   
Vendredi, 16 Février 2018 22:17

 

Faly miarahaba amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika anareo tompoko,

Inty ary ny VAOVAO  mikasika ny Fanorenana ny Toby Pouru, volana Janoary 2018. Taratasy alefan'ny Biraon'ny Toby araka ny mahazatra antsika.

Ny vaovao misongadina amin'ity volana ity dia ny fanapahan-kevitry ny komitin'ny Toby hanomboka ny asa amin'ny Jona 2018. Dia efa eo am-pijerena ny dossier "permis de construire" ny tompon'andraikitra teknika mikasika izany.
Dia misaotra anareo mialoha sy mirary fitahin'ny Tompo hatrany

 

Mise à jour le Mercredi, 25 Avril 2018 13:40
 

Calendrier

Le mois dernier Mars 2024 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 9 1 2 3
week 10 4 5 6 7 8 9 10
week 11 11 12 13 14 15 16 17
week 12 18 19 20 21 22 23 24
week 13 25 26 27 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .