top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Fotoam-pivavahana PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Webmaster   
Lundi, 05 Septembre 2022 13:41

Ry mpianakavin’ny finoana eto amin’ny FLM Paris.

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesosy Tompontsika.
Manomboka amin’ny alahady 4 septembra 2022 izao ny fidiran’ny Fiangonana.
Toy izao ny fandaharana :

- Isaky ny Alahady voalohany sy fahaefatra : misy fidirana roa
8:30 amin’ny teny frantsay.
11:30 amin’ny teny malagasy.
- Isaky ny Alahady faharoa sy fahatelo :
11:30 amin'ny teny malagasy

* Ny alahady voalohany sy fahatelo : Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
** Ny alahady faharoa sy fahaefatra (ary faha-5 raha misy) : Asa sy Fampaherezana

Dia aoka samy hitondra am-bavaka izany isika rehetra.
Tahian’i Jesosy Tompo.
Pastora Edmond Raharijaonarivelo
========

Chère assemblée de la FLM Paris
Mes salutations au nom de notre Seigneur Jésus .
Notre Culte commencera ce dimanche 4 septembre comme suit :

-Premier et quatrième dimanche
8:30 Culte en français
11:30 Culte en malagasy.
- Deuxième et troisième dimanche
11:30 Culte en malagasy.

*Premier et troisième dimanche : Sainte cène
** Deuxième et quatrième (et 5ème) dimanche : Asa sy Fampaherezana


Prions pour notre communauté.
Soyez bénis en Jésus Christ.
Pasteur Edmond Raharijaonarivelo

Mise à jour le Lundi, 05 Septembre 2022 14:01
 

Calendrier

Le mois dernier Septembre 2022 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 35 1 2 3 4
week 36 5 6 7 8 9 10 11
week 37 12 13 14 15 16 17 18
week 38 19 20 21 22 23 24 25
week 39 26 27 28 29 30

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .