

Médias
Les Branches
Firarian-tsoa 2023 |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par Pasteur |
Dimanche, 22 Janvier 2023 20:01 |
« Raha velon’ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy” (Gal. 5: 25).
Ry mpianakavin’ny finoana malala ! Raha misy firariantsoa hatolotra anareo mpianakavin’ny finoana, dia ny mba handehananareo araka ny fahafenoan’ny FANAHY MASINA, tahaka ny zanaky mazava , hiray fo sy saina ao anatin’ny fandeferana sy fifankatiavana . Io no harena tsara indrindra sy sarobidy ka hazony mafy tsara.
Mirary ny fitahiana feno ho antsika mpianakavin’ny finoana ao amin’i Kristy Jesosy Tompontsika. Voninahitra ho an’ Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina. Ary fiadanana kosa ho antsika mpianakavin’ny finoana rehetra ! Amena !
|
Mise à jour le Mardi, 01 Août 2023 13:20 |
Calendrier
