

Médias
Les Branches
Sakafo Agape |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par Pasteur |
Dimanche, 22 Janvier 2023 20:12 |
" Miaraha mifaly amin'izay mifaly" (Rom. 12:15a) Iangaviana ny isam-pianankaviana mba hitondra laoka hifampizarana (Isafidianana : Henakisoa sy ravitoto, hen'omby sy anana, volailles), fa ny vary sy ny rano ary ny dessert koa dia atolotry ny Fiangonana. Hiara-misaotra ny Tompo isika noho ny fahasoavany sy ny fitantanany antsika samy mbola velon'aina ! Ento ny havana aman-tsakaiza. Afaka mandray anjara manafana ny fotoana ireo izay mana-talenta amin'izany (Hira, tononkalo, ...). Dia manantena ny fahatongavanareo izahay. Samy ho tahian'ny Tompo ary mirary Taom-baovao feno fahasoavana ho antsika mianakavy. Pastora Edmond Raharijaonarivelo |
Mise à jour le Dimanche, 22 Janvier 2023 20:25 |
Calendrier
